Dikan'ny teny : redona
Hampiditra dikany hafa
a.: Fiaraha-miteny na fiaraha-mihira. - t.i.f.: Redonina,. aredona, tafaredona / mandredona, fandredona, mpandredona / andredonana, fandredonana, miredona, firedona, mpiredona 1 iredonana, firedonana J maharedona Iredondredona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha