Dikan'ny teny : rebirebena

Hampiditra dikany hafa
Arebireby (rebireby) mt. ih. (rebirebeo, arebirebeo): Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin'ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin'ny tantara uala maty aho fa aoka aloha hiasa. 1 Adalaina, kolikolena, fitahina, amin'ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay touolahy tamin'ny fitiauana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067