Dikan'ny teny : razorazo

Hampiditra dikany hafa
a.: Rozaroza, raviravy, toetran'ny zavatra anankiray lava mikiraviravy; haosana. - t.i.f.: Arazorazo, voarazo- razo, tafarazorazo J mandrazorazo, fandrazorazo, mpandrazorazo I andrazorazoana, fandrazorazoana I mirazorazo, firazorazo, mpirazorazo I irazorazoana, firazorazoana / maharazorazo I mikirazorazo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816