Dikan'ny teny : ranombary tsy masaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Anarana ilazana ny vola famangiana amin'ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Auy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko. ΒΆ M. h.: Solon-tsosoa, faodranomaso, kofehy, rambondamba, zara levenana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha