Dikan'ny teny : ranombary
Hampiditra dikany hafa
a.: Rano miaraka amin'ny vary nandrahofna: Efa misotro ranombary ity zazakely ity. 1 Rano nandrahoam-bary andomana ny kofehy hanenomana mba hampahahenjana azy: Malemy an-dranombary loatra ity kofehy ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha