Dikan'ny teny : ranjoana
Hampiditra dikany hafa
(ranjo) p. t.: Enti-milaza ny zaza tazonina ny ranjony rehefa didiana atao hasoavana na forana. ? Bebe ranjo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha