Dikan'ny teny : randramadinika
Hampiditra dikany hafa
a.: Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny son-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin'ny ila loha; avy eo a-tao tahaka ny bangoankatoka ihany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha