Dikan'ny teny : radoina
Hampiditra dikany hafa
(rado) mt. ih. (radoy): Ampanaovina rado, haingĂ´ina amin'ny rado: Noradoina i Soa kely ka aoka izany ny hatsarany!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha