Dikan'ny teny : ra-
Hampiditra dikany hafa
Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan'ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin'ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha