Dikan'ny teny : potsirina

Hampiditra dikany hafa
(potsitra) mt. ih. (potsiro): Tsindronina dia vaky, loahana: Nopotsirin'ny ankizy ny mason'ilay uoronkely. 1 Vakina: Nopotsirin'ny dokotera ny vay teo amin'ny feny. 1 h,o.: Aseho miharihary:Nopotsiriko ny laingandRakoto ka ana foana teo iz y. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076