Dikan'ny teny : potsaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Fisehoana sady fahavakisana; fipoiran-javatra eny ivelany; fivoahana avy ao anaty. - t.i.f.: Apotsaka, voapotsaka, tafapotsaka 1 mamotsaka, famotsaka, mpamotsaka; manapotsaka, fanapotsaka, mpanapotsaka / amotsahana, famotsahana; anapotsahana, fanapotsahana / mipotsaka, fipotsaka 1 ipotsahana, fipotsahana 1 mahapotsaka 1 potsapotsaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha