Dikan'ny teny : posy

Hampiditra dikany hafa
na Posiposy (fr. pousse-pousse) a.: Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin'olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin'ny fitaterana amin'ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin'ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084