Dikan'ny teny : poporohana

Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Raveloj.). ? mt. ih.: Voa daholo: Poporohan'ny uouoka ny vahoaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0297