Dikan'ny teny : poizinina
Hampiditra dikany hafa
(poizina) mt. ih. (poizino): Asiana poizina: Nopoizininy ny sakafo narosony ho azy. ? Omena poizina: Poizino io alika io fa romotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha