Dikan'ny teny : poaketra

Hampiditra dikany hafa
na Poketra (angl. pocket) a.: Karazana lasaka kely mazàna vita amin'ny hoditra, fitondran'ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, ans.: NanJary fomban-kaingon'ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065