Dikan'ny teny : poa
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Teny enti-milaza nyfeo heno rehefa mandrehoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
na Poapoa t. p.: Teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra: Poa! ataoko inona akory iny! 1 Teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asafna-ariany io voarainy io: Poa! maloto iny fa ario!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha