Dikan'ny teny : plaky
Hampiditra dikany hafa
(fr. plaque) a.: Takelaby misy filazana. • Takelapitaratra rakotra zavatra na-tao ho mora handray hazavana, fampiasa amin'ny fakan-tsary fotografia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha