Dikan'ny teny : pirinty

Hampiditra dikany hafa
(angl. print) a.: Taozavatra famerenana soratra na sary imbetsaka amin'ny taratasy, ka tarehintsoratra vy, izay atao hoe lohavy, no atambatambatra ho teny, dia asiana ranomainty ka apetaka miverimberina amin'ny taratasy ary dia ahazoana soratra mitovy betsaka azo anaovana gazety na boky. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068