Dikan'ny teny : pihina

Hampiditra dikany hafa
(pika) mt. ih, (piho): Kitihina hetsehina: Nopihiny tamin'ny uy kely ilay hidin-trano dia afaka. • Asiana rano mifantsitsitra: Piho rano kely aho fa mafana, • Vonoina (jiro mirehitra amin'ny herimbaratra): Piho amin'izay ny jiro hatoriana. • Akombona: Piho amin' izay ny elo fa efa maloka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075