Dikan'ny teny : petahana

Hampiditra dikany hafa
(petaka) mt pdr na ih. (petaho): Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin'I-sambilo. • Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra. • Raisina, samborina: Nopetahan'ny polisy tlay mpangalatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066