Dikan'ny teny : pesipesenina
Hampiditra dikany hafa
na Pesipesinina: Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin'ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita, tsy takatra): Tsy hita pesipesenina ny haben'ny masoandro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha