Dikan'ny teny : pepo
Hampiditra dikany hafa
1.
(Ski) a.: Hodipotsy. - F.-p.: Pepeo: be hodipotsy (enti-milaza ny paraky rehefa antitra ka vandambandana ny raviny).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Misy lempona petaka milentika: Nidona tamin'ny varavarana izy ka pepo ny handriny. - t.i.f.: Pepoina, apepo, voapepo, tafapepo / manapepo, fanapepo, mpanapepo f anapepoana, fanapepoana f mipepo, fipepo, mpipepo f ipepoana, fipepoana f mahapepo / pepopepo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha