Dikan'ny teny : pepetra

Hampiditra dikany hafa
na Petra a.: Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy. Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan'ny hisarahana. - t.i.f.: Peperana, perana, apepetra, voapepetra, voapetra f mamepetra, famepetra, mpamepetra / ameperana, fameperana f mahapetra, (...). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0163