Dikan'ny teny : patripatry
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Vaventiventy, fatrofatro (fiteny fahiny amin'ny vakivakim-bola, ary ankehitriny amin'ny voanjavamaniry lehibe noho ny namany, sady tsara). - t.i.f•: Mipatripatry, fipatripatry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha