Dikan'ny teny : pariritra
Hampiditra dikany hafa
o.: Fantsitsirana fitifitry ny rano mivoaka ny fantsona na ny ra mivoaka ny hoza-dra tapaka. - t.i.f.: Pariritina, aparkitra, voapariritra, tafapariritra 1 manapariritra, fanapariritra, mpanapariritra 1 anapariritana, fanapariritana 1 mipariritra, fipariritra, mpipariritra 1 ipariritana, fipariritana / mahapariritra / pariridritra,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha