Dikan'ny teny : parapaingo
Hampiditra dikany hafa
a.: Fototra mafy anrin'ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin'ny tongotry ny olomeloka fahiny: Ataouy amparapaingo io akoho io sao lasa. 1 Li. f.: Amparapaingo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha