Dikan'ny teny : palitao
Hampiditra dikany hafa
(fr. paletot) a.: Akanjo ambonin-dehilahy midina hatreo anrin'ny fitombenana, misy paosy ivelany, ary mivady amin'ny pataloa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha