Dikan'ny teny : oviana
Hampiditra dikany hafa
p. mt..: Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naira fanadinana ny zokinao? / 0-uiana no nahazo fahaleovantenu i Madagasikara? - t.i.f.: Fahoviana, rahoviana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha