Dikan'ny teny : osy
Hampiditra dikany hafa
a.: Biby fiompy, fianakaviam-ben'ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somodna; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengY.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha