Dikan'ny teny : oniversite

Hampiditra dikany hafa
(fr. université) a: Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay no-mena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana... Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0281