Dikan'ny teny : ombotra
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanalana na fanesorana avy hatrany, ongotra. • p. t.: Tsy faly ka lasa nirintona: Nisy teny nahatohina azy ka ombotra izy. - t.i.f.: Aombotra, ombotana, voaombotra 1 manombotra, fanombotra, mpanombotra / anombotana, fanombotana / miombotra, fiombotra, mpiombotra / iombotana, fiombotana 1 mahaombotra / ombotrombotra / manombotrorirbotra / miombotrombotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha