Dikan'ny teny : oharina
Hampiditra dikany hafa
(ohatra) mt. ih. (ohary): Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin'ny ondry ny zanako. ? Refesina: Ohary amin'ity kofehy ity ny lohanao hiuidianako satroka ho anao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha