Dikan'ny teny : ngetroka

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Maintin'ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany. ? h.o.: Manankarem-be: Irenyl olona ngetroka ireny. - t.i.f.: Hangetroka, fahangetroka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065