Dikan'ny teny : ngamba
Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Entina milaza fisalasalana amin'ny valinteny; tsy manaiky na mandà fa miroaroa saina. ¶ M.h.: Angamba.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha