Dikan'ny teny : naikanaika

Hampiditra dikany hafa
a.: Fanaovana andranandrana tsy tokony ha-tao; fanaovan-javatra aminkasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin'ny faniniana ny hafa. * t.i.f. : Anaikanaika, naikanaikana, tafanaikanaika / minaikanaika, finaikanaika, mpinaikanaika / inaikanaikana, finaikanaikana / mahanaikanaika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073