Dikan'ny teny : mpitandrina

Hampiditra dikany hafa
(tandrina) a.: Mpiandraikitra ny fandehan'ny fiangonana amin'ny lafin-javatra rehetra, indrindra nY fanahin'ny kristianina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1956