Dikan'ny teny : mpampianatra
Hampiditra dikany hafa
(anatra) a.: Antokon'olona manoro sy mampitombo fahaizana an' ireo tsy mahay na tsy mahalais, antsoina amin'ny anarana ankapobe hoe mpianatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha