Dikan'ny teny : moty
Hampiditra dikany hafa
1.
na Motinya,: Kitsambony miraikitra amin'ny kofehy na amin'ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin'ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy. ? Ny mifaingoka kely amin'ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon'ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka. ? Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso. - t.i.f.: Motena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t. (t.tr,): Motika. ?a,: Mokony madinika. i Voamotika / manamotika, fanamotika, mpanamotika / anamotehana, fanamotehana / mahamotika / motimotika / hamotaka,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha