Dikan'ny teny : morika
Hampiditra dikany hafa
Ny morika dia teny fampiasan' ny foko betsileo izay mitovy hevitra amin' ny hoe miakatra.
Ohatra: " morika any amboy any izay." Ahitsio
(11/12/2022 07:39 - Nampidirin'i Jocelyn Bellarmain)
Hametraka hevitra
Midira aloha