Dikan'ny teny : montsana

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Mongo, torotoro, vaky, potipotika: Nianjera tamin'ny uato ilay vilany tany uao novidina ka mon tsana. - t.i.f.: Montsanina, voamontsana / manamontsana, fanamontsana, mpanamontsana / anamontsanana, fanamontsanana / mahamontsana I montsamontsana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007