Dikan'ny teny : mololo

Hampiditra dikany hafa
a.: Tahom-bary avy nojinjaina sy novelesina: Sady atao hanin'omby no lafika atoriany ny mololo. - F.-p.: Afo-mololo; miroborobo toa afo-mololo: ma-fana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin'ny fangatsiahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073