Dikan'ny teny : mokimoky
Hampiditra dikany hafa
a.: Fiezahana, fikelezana aina vonombonona sy marisika hanao zavatra. • t.i.f.: Tafamokimoky 1 mimokimoky, fimokimoky, mpimokimoky 1 imokimokiana, fimokimokiana / mahamokimoky.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha