Dikan'ny teny : miziriziry
Hampiditra dikany hafa
(ziriziry) mt. s. (mi-z iriz iria) : Miridiridy, mihinjihinjy: Miziriziry ny tanany sy ny tongony. ? Manao ?itra, mikiry, mikiribiby: Miziriziry amin'ny heviny ihany izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha