Dikan'ny teny : mivovô
Hampiditra dikany hafa
1.
(uouo) mt. s. na mt. p.: (alika) Mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: Mivoud ny mpandalo ity alika ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Mivovo (uouo) mt. p.: Manao an-kasompaxana, mankahala, manao an-dolompo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha