Dikan'ny teny : mivoravora

Hampiditra dikany hafa
(voravora) mt s.: Miborabora, miketraka, migoragora: Mivoravora ny fehikibonao. / Mivoravora fitafy ialahy izany! ? Mitaraikiraiky, miveravera: Zazavauy mivoravora koa ianao izany! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071