Dikan'ny teny : mivitrana
Hampiditra dikany hafa
(vitrana) mt. s. (auitrano): Mizaitra ho iray: Lamba mivitrana ity ka lehibe mihitsy. ? Voarindra: Nivitrana indray ny fifankatiauanay efa saika rasa teo in y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha