Dikan'ny teny : mivimbina

Hampiditra dikany hafa
(vimbina) mt. s. (miuimbina): Mitondra zavatra amin'ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay. ? Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin'ny dianao anie ny Tompo Auo indrindra! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066