Dikan'ny teny : mivezina
Hampiditra dikany hafa
(vezina) mt. s.: Mirona, miverina amin'ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny hazo maniry nivezina taorian'ny fandalovan'ny ri-u o tra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha