Dikan'ny teny : mivelatra

Hampiditra dikany hafa
(velatra) mt. s. (miuelara): Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy. 4 Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo. 4 Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho. 4 Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany. 4 Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra er~ ry zalahy izany fa fety ny andro! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066