Dikan'ny teny : mivantana
Hampiditra dikany hafa
(vantana) mt. p. (mivantàna): Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao. 4 Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako. 4 Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin'ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha